|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saro-kitikitika |
| Singan-teny | 2 sarotra, 3 hitikitika |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mora mihomehy na mitsamboatra raha voakasika na voatohina ny ao ambany heliny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Chatouilleux, qui ne supporte point d’être chatouillé
[1.3] |
| Tovy hevitra | 7 saro-kibo, saro-kibokibo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|