|
|
|
|

Teny iditra1  saro-kibokibo
Singan-teny  2 sarotra, 3 kibokibo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mora mihomehy na mitsamboatra raha voakasika na voatohina ny ao ambany heliny [1.1]
Tovy hevitra  6 saro-kitikitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12