|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saro-miala |
| Singan-teny | 2 sarotra, 3 miala |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Entina milaza zavatra mafy orina tsy azo alana, na toe-javatra manahirana misy ny tena
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Se dit de tout ce qui est solide et qu’il est difficile de briser
7 Mauvais pas dont on ne peut se retirer sans honte [1.3] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|