Entry | 1 saronana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 sarona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra |
Explanations in English |
9 [1.7] to be covered |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on couvre |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word saronana |
Anagrams | 12 nasarona, nosarana, saronana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |