|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saro-pandry |
| Singan-teny | 2 sarotra, 3 fandry |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mitsipatsipaka sy mitsivalambalam-pandry rehefa matory fa tsy ohatra ny olona rehetra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Qui s’agite beaucoup au lit
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|