|
|
|
|

Teny iditra1  saroroina
Fototeny  2 saroro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitahina amin-kafetsena:
5 Saroroin' Ikotofetsy sy Imahakà daholo izay sendra azy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17