|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saroro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder
[1.3] |
| Ohatra |
5 Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany.
[2.69#]
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 19 sarory, sororo |
| Tovy hevitra | 20 safary |
| Kamban-teny rehetra | 21 be saroro |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|