|
|
|
|

Teny iditra1  sasanangy samy hafa
Singan-teny  2 sasanangy, 3 samy, 4 hafa
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza karazan-javatra roa tsy mitovy ka tsy ampitahaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 sasanangy d'une autre espèce;
8 chose différente qu'on ne peut accepter à la place
9 d'une autre: Raha mangataka, dia homeko; fa raha hiady, sasanangy
10 samihafa izany (Si l'on me demande, je donnerai;
11 mais si l'on veut plaider, faire valoir des droits,
12 c'est une autre question)
[1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17