|
|
|
|

Entry (1/2)1  sata
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy
Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina
Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara.
Explanations in English  9  [1.7] custom, habit; manner of governing
Explanations in French  10  [1.8] coutume, habitude; manière de gouverner
Examples  11  [2.503] Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana;
Proverbs  12  Proverbs containing the word sata

Entry (2/2)13  sata
Part of speech  14  noun
Explanations in French  15  [1.196] (de sata : habitude ; ce dont on use habituellement). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache. [Bara]
Vocabulary  16  Botany
Scientific name 

Anagrams  18  atsa, sata

Updated on 2025/08/10