|
|
|
|

Teny iditra1  savolaina
Fototeny  2 savola
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto:
5 Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 cramped [1.2#563]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid [1.3#592]
Ohatra  8  Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina! [2.499]
9  ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako. [2.313]
10  Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina. [1.300]

Fivaditsoratra  savolaina, 11 soavalina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17