| Entry | 1 sedraina |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 sedra |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io? Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka |
| Explanations in English |
9 [1.7] to be tried or tested |
| Explanations in French |
10 [1.8] qu'on met à l'épreuve |
| Anagrams | 11 asedrany, isedrana, sedraina |
| Updated on 2025/07/29 |
|