|
|
|
|

Entry1  sekoly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanĂ nanay [1.1]
Explanations in English  4  a school [1.7]
Explanations in French  5  école [1.8]
Examples  6  Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany. [2.470]
7  Noroahina tao amin' ny sekoly aho. [2.472]
8  Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly; [2.356]
All compound words  9  3 combinations of this word
Vocabulary  10  Education
Other spellings  11  sokolo

Anagrams  12 Elkosy, 13 Kisleo, 14 sekoly, 15 siloke, 16 solike

Updated on 2025/10/08