Entry | 1 sembo |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
fitafiana, lambam-behivavy 5 [1.78] [Sihanaka] lamba 6 [1.78] [Tanala] fitafiana, lamba, akanjo 7 [1.1] Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa |
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Anagrams | 9 sembo, sombe |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |