Entry | 1 sendikà |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa [1.1] 4 fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [1.13] |
Explanations in French |
5 syndicat [1.13] |
Examples |
6 Malalaka ny fidirana aminà sendika.
[1.320]
|
Morphology |
|
Anagrams | 8 sendikà, 9 sikenda |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |