Entry | 1 sendra |
Part of speech | 2 adjective or adverb |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho |
Explanations in English |
14 [1.2#596] incidental, occurring accidentally, happenning 15 [1.7] occuring by chance |
Explanations in French |
16 [1.3#598] par hasard, accidentellement, au moment où 17 [1.3] qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) 18 [1.8] qui arrive ou se passe par hasard |
Examples |
19 [2.528#] Aza mba sendra izay vehivavy! 20 [1.281#] Nitady toko aho ka sendra vato. 21 [2.59#] sendra narary aho tamy ny izao. |
Synonyms | 22 sendrasendra |
Analogs | 23 tojo, sehatra, tohatra |
Anagrams | 24 sandré, sendra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |