|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sendrasendra |
| Fototeny | 2 sendra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 vintana, anjara
[Bezanozano]
[1.78] 5 Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy ~ Misy tokoa ny sendrasendra 6 Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 occuring by chance
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qui arrive ou se passe par hasard
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 23 sendra |
| Mpanahaka | 24 ambivitra, 25 antsapaka, 26 anjara, 27 avivitra, 28 divijanahary, 29 kendrytohina, 30 kinanga, 31 kisendrasendra, 32 lakalaka, 33 matyvavany, 34 sambasamba, 35 sendrasendravaryaminananana, 36 tsynahy, 37 tsynampoizina, 38 tsysatry, 39 tsitointoina, 40 variraiventy, 41 vintana |
| Kamban-teny rehetra | 42 sendrasendra vary amin' ananana |
| Ohabolana | 43 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|