Entry (1/2) | 1 seranana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toerana natokana hitodiana sy hiaingan' ny sambo; fitodian-tsambo Fiantsonan' ny mpandeha amin' ny fiara samihafa: Seranam-piaramanidina [1.1] |
Explanations in English |
4 a port of entry [1.7] |
Explanations in French |
5 port d'entrée [1.8] |
Examples |
6 Ny seranana nanondranana ny olona ho andevo.
[2.508#]
7 Samy antony nahatonga an' i Toamasina ho seranana lehibe avokoa izany. [2.445#] |
Morphology |
|
All compound words | 10 2 combinations of this word |
Synonyms | 11 fiantsonana, fitodiana |
Entry (2/2) | 12 seranana |
Root | 13 serana |
Part of speech | 14 passive verb |
Explanations in Malagasy |
15 Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) [1.1] |
Explanations in French |
16 Devant quoi on fait passer rapidement, qu'on effleure ( pion ) qu’on avance obliquement au jeu du Fanorona [1.3#599] |
Morphology |
|
Synonyms | 21 seranina |
Anagrams | 22 Sennaara, 23 seranana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |