|
|
|
|

Teny iditra1  seriserena
Fototeny  2 serisery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4 enrhumé du cerveau [1.3]
Ohatra  5  Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332#]
Voambolana  6  Fahasalamana
Tovy hevitra  7 serena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12