|
|
|
|

Teny iditra1  serena
Fototeny  2 sery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tratran' ny sery, voan' ny sery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 afflicted with a cold in the head [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 enrhumé du cerveau [1.3]
7 enrhumé [1.8]
Ohatra  8  tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?
[2.131]
Voambolana  9  Fahasalamana
Tovy hevitra  10 seriserena

Fivaditsoratra  11 resena, serena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12