|
|
|
|

Entry1  sesi-kidoro
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  sesika, kidoro
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny zavatra atao sesiky ny kidoro, toy ny rofia, ny fonjozoro, ny kapoaka, ny fanory, ny horompotsy, ny volomborona, ny landihazo, ka araka izany no anaovana ny kidoro hoe kidoro rofia, fonjozoro, kapoaka, fanory

Updated on 2025/07/29