Entry (1/2) | 1 setroka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1] |
Explanations in English |
4 smoke [1.7] |
Explanations in French |
5 fumée [1.3, 1.8] |
Examples |
6 setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470]
|
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 21 6 combinations of this word |
Proverbs | 22 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 23 setroka |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1] |
Explanations in French |
26 aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3] |
Examples |
27 Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa
[2.558]
|
Morphology |
|
Anagrams | 30 koretsa, 31 retsoka, 32 rotsake, 33 setroka, 34 tseroka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |