|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sidintsidina
Fototeny  2 sidina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1#677]
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif fréquentatif] [1.3#603]

Teny iditra (2/2)5  sidintsidina
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana [1.1#677]
Fanazavàna teny anglisy  8 a swallow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 les hirondelles [1.3#603]
10 hirondelle [1.54, 1.8]
Ohatra  11  Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. [2.996#]
Voambolana  12  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  13 sidisidina
Kamban-teny rehetra  14 adirafitra mirambon-tsidintsidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09