Entry | 1 simenitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana [1.1] |
Explanations in French |
4 ciment [1.13] |
Examples |
5 Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny.
[2.472]
6 Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470] |
All compound words | 7 2 combinations of this word |
Vocabulary | 8 Economy: buildings, public works |
Other spellings | 9 siman |
Anagrams | 10 maneritsy, maƱeritsy, 11 ministera, 12 miraƱitse, 13 simenitra |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |