|
|
|
|

Teny iditra1  sinaotra
Fototeny  2 saotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony; voasaotra, isaorana, isarahana: Vady efa nosinaotrany iny Ramatoa iny
5 Nankasitrahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 divorcée, répudiée, remercié [1.3#578]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voasaotra

Fivaditsoratra  11 anatsiro, 12 anatsory, 13 asatrony, 14 asitrano, 15 atrosina, 16 isantaro, 17 itrosana, 18 itsorana, 19 rañaotsy, 20 ranitsoa, 21 sanatrio, 22 Sarônita, sinaotra, 23 soritana, 24 Tiranosa, 25 torin' asa, 26 trosaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12