|
|
|
|

Teny iditra1  voasaotra
Fototeny  2 saotra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony
5 Nankasitrahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 divorced, repudiated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 divorcée, répudiée [1.3#578, 1.8]
8 remercié [1.3#578]
Ohatra  9  Tsy hanambady vehivavy efa maty vady na voasaotra; [2.996#33.044.022]
Tovy hevitra  10 sinaotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12