|
|
|
|

Entry (1/2)1  singa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
Examples  4  ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao [4.27#]
Morphology 
5  Simple :
Derivatives 
Names :
All compound words  7  7 combinations of this word

Entry (2/2)8  singa
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  élément [1.13]
Derivatives 
Active verbs :
All compound words  12  7 combinations of this word

Anagrams  13 sangy, 14 singa

Updated on 2025/10/08