Entry | 1 sinibe manga roa |
Elementary words | 2 siny, 3 be, 4 manga, 5 roa |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 enti-milaza ny ray sy ny reny, na i dada sy neny, izay samy tiana ary tsy asiana tombo sy hala [1.1] |
Vocabulary | 8 Relationships: family |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |