|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinisika |
| Fototeny | 2 sisika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 voasisika, sisihana, asiana sisika:
5 nosinisika fonjozoro io ondana io ka ratsy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on a fourré dans, qu'on a introduit de force, qu'on a corrompu par des cadeaux, dans quoi on a fourré, on a introduit de force
[1.3#610] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voasisika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|