|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinisy |
| Fototeny | 2 sisy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 voasisy, kikisana: Nosinisin' ny voalavo ilay mofo tao anaty harona
5 esorina ny mivohibohitra aminy (hazo fisaka): Efa nosinisinao ve ilay hazo fisaka ? [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 redressé
[1.3#610] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voasisy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|