|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sisy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 (tsako) tsy matoy, tsy masaka [Masikoro] [2.606#153]

Teny iditra (2/3)4  sisy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fanesorana tsikelikely, fakana miandalana mba hahatonga mahitsy tsara: Famaky no anaovana sisy hazo. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)17  sisy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 (probablement de sisiny : bordure). Corchorus tridens L. (Malvaceae). Réf. Dequaire 27 150. Espèce souvent plantée autour des parcelles cultivées. Ses tiges ont utilisées pour faire des liens. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17