|
|
|
|

Teny iditra1  sinitrana
Fototeny  2 sitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony:
5 Nosinitran' ilay mpitsabo ny aretiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu’on a guéri [1.3#612]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Voambolana  10  Fahasalamana
Tovy hevitra  11 voasitrana

Fivaditsoratra  12 anantsiry, 13 antsirina, 14 sarintany, sinitrana, 15 siran-tany, 16 sitranina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17