|
|
|
|

Teny iditra1  sirahazo
Singan-teny  2 sira, 3 hazo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 sel tiré du bois; potasse [1.3#609]
6 sel de bois [1.196#III.6]
Ohatra  7  Toa nampijaliny tamin' ny sakafo sady nomeny sirahazo sy toaka, hono, no nakafaty azy tany. [1.437#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02