|
|
|
|

Teny iditra1  sitrano
Fototeny  2 sitrana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sitranina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  sitrano aloha ny ferinao vao mandeha [1.1]
5  sitrano ny zanako, dokotera [1.1]

Fivaditsoratra  6 antsory, 7 rotsina, 8 sarinto, 9 satrony, sitrano, 10 trisona, 11 trosina, 12 tsorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12