|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 sitry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazan'androngo
[Tanosy]
[1.78] 4 Androngo lehibe mitovitovy bika amin' ny voay [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 gros lézard
[1.54] |
| Voambolana | 6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 8 sitry |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Haratsian-tarehy mahatsiravina sy mampatahotra
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 11 sitry |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 andevo
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 14 Sitry |
| Sokajin-teny | 15 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 Zithri
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Sitri
[2.996] |
| Voambolana | 18 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 19 Toko sy andininy momba Sitry |
| Fivaditsoratra | 20 ritsy, Sitry, sitry, 21 tsiry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|