|
|
|
|

Entry1  sodisody
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1#886] Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihelingelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana.
Explanations in French  9  [1.3#615] réserve, action de se tenir à l'écart par honte ou par timidité, action de rôder

Anagrams  10  disodiso, sodisody

Updated on 2025/07/29