Entry | 1 soherina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay [1.1] 4 biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra [1.13] |
Explanations in French |
5 chrysalide, nymphe [1.13] |
Vocabulary | 6 Zoology: invertebrates |
Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |