|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sokafana |
| Fototeny | 2 sokatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko
5 Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefa mihinana 6 Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be opened
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on ouvre
[1.3#618, 1.8] 9 qu’on entr’ ouvre, qu’on découvre ; (chemin ) défendu où l’on peut passer de nouveau [1.3#618] |
| Ohatra |
10 nosokafany ao amin'ny andro sy ny volana ka nasiany izao soratra izao:
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 fanasoka, 17 fanosaka, sokafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|