|
|
|
|

Teny iditra1  sokafy
Fototeny  2 sokatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sokafana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#618]
Ohatra  4  sokafy ny vata hakako ny akanjoko [1.1]
5  sokafy Ikotofetsy, fa tsy maty akory [2.857]
Tsipelina hafa  6 sokafo

Fivaditsoratra  7 fisoka, 8 kifosa, 9 sikafo, sokafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12