|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sokera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina Fanodidinana toerana na tanàna Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a carpenter's square [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 équerre de charpentier [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 sokera, 17 sorake, 18 Soreka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|