|
|
|
|

Teny iditra1 sokeraina
Fototeny  2sokera
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hodidinina avy eo amin' ny lafiny roa na mihoatra: Nosokerain' ny fahavalo ny tanàna ka tsy nisy afa-nilefa ny mponina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be squared (of a corner) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on met à l'angle droit [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12