|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sokina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 sokona [1.1]

Teny iditra (2/2)4  sokina
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 greater hedgehog tenrec (Setifer setosus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Fanazavàna teny frantsay  8 hérisson [1.54, 1.8]
9 tenrec [1.8]
10 grand tenrec hérisson [5.fr.https://www.tenrec.org]
Ohatra  11  sokina manatona afo mantsy izato izy leiroa. [2.895#90]
12  Ny tanàna ahiny tsy iakaran-kibobo na sokina. [2.588#]
13  Tao koa ny oviala, ovy fantaka, vomanga dia, sokina, trandraka, sorakely sy ny sisa. [2.643#37]
Voambolana  14  Haibiby: mampinono
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 8 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18 Randzavola: sokina ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  19 ankôsy, 20 Kisona, 21 kosina, 22 sokany, sokina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09