|
|
|
|

Entry1  sokolĂ 
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavapihinana amboarina amin' ny vovo-kakao izay totoina ka rehefa tonga fetafeta dia ampandrina amin' ny lasitra ary ampiana vovo-tsiramamy sy vanilina [1.1]
Explanations in English  4  chocolate [1.7]
Explanations in French  5  chocolat [1.8]
Vocabulary  6  Economy: food

Updated on 2025/09/12