Entry (1/2) | 1 solafaka |
Part of speech | 2 participle |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra |
Explanations in English |
7 [1.7] slipping |
Explanations in French |
8 [1.3] qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant: 9 [1.8] qui glisse |
Examples |
10 [1.1] solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa 11 [1.3#620] solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là) 12 [2.471] Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano. |
Entry (2/2) | 13 solafaka |
Part of speech | 14 participle |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] diso noho ny halemena na tsy fahalalana |
Explanations in French |
19 [1.3] qui se trompe par ignorance ou par faiblesse |
Examples |
20 [1.1] Olombelona ihany ka solafaka |
Anagrams | 21 asolafak, lafasako, solafaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |