|
|
|
|

Entry1  solaitrabe
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  solaitra, be
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Solaitra makadiry mipetaka amin' ny rindrina anoratana mba ho hitan' ny mpianatra rehetra iray lakilasy
Explanations in French  5  [1.13] tableau noir
Vocabulary  6  Education

Updated on 2025/07/29