|
|
|
|

Teny iditra1  solovaika
Singan-teny  2 solo, 3 vaika
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Olona na zavatra asolo hafa hoenti-mamitaka
6 Olona misolo olonkafa izay tsy mety na tsy afaka hanao sonia taratasim-panekena iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Individu ou objet qu’on substitue par fraude à un autre, un prête-nom [1.3]

Fivaditsoratra  solovaika, 8 voasolika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12