|
|
|
|

Entry1  somatrotroka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Misy votrovotro betsaka amin' ny hoditra, indrindra fa eny amin' ny endrika: Asa na nokekerin' ny biby ny tarehiny fa somatrotroka tampoka
Mitatao rahona, na entina hilazana volon' andro izany, na hilazana ny toetran' ny andro aorian' ny fiavian' ny orana, nefa ny rahona mbola manamaizimaizina ny lanitra

Updated on 2025/07/29