|
|
|
|

Teny iditra1  sombinana
Fototeny  2 sombina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Akana, analana ilany kely:
5 Sombino io hena io
6 Roritina, sintonina:
7 Nosombinakony sofin' ilay zazalahy nandainga [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17