|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sombina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 une parcelle, un fragment, une miette [1.3] |
| Ohatra |
5 Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity.
[2.285#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 sombina |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 ébréché, dont on a enlevé un morceau [1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|