|
|
|
|

Teny iditra1  somisika
Fototeny  2 sisika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin' ny fanondroko havia
5 Misy hazo na tsilo tafiditra ao anaty hoho: Somisika ny fanondroko havia [1.1]
6 sila-java-maranitra tafiditra anatin'ny hoditra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 écharde [1.13]
Ohatra  8  Raha nidiran' ny somisika ny tanana na nisy rantsana iray toro, eny am-pandehanana ihany no manatsoaka ilay somika na mitsentsitra ilay voatoro. [2.472]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02