|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sompatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka:
4 Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 malicious, doing wanton damage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 malicieux, qui fait le mal exprès [1.8]
Ohatra  7  Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra; [2.293#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  20  manaoadyfiady, 21  manaoankaso, 22  manaoankasomparana, 23  manaohasomparana, 24  manaosomongaratsy, 25  mihetraketraka, 26  misetrasetra, 27  misotasota, 28  sopisopy, 29  sosy, 30  sosisosy
Kamban-teny rehetra  31  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)33  sompatra
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout :
36 Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216. [Sakalava]
37 Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae).
38 Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [Tanala] [1.196]
Voambolana  39  Haizavamaniry 40  Finoana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  42 rom-patsa, sompatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17